|
|
|
|

Entrée 1  tokavina
Radical  2 toka
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Rarina hahery (amin' ny famoran-jaza) na ozonina ho resy (amin' ny fampinomana na fampisotroana tangena). Mitovitovy amin' ny tsitsihina ihany, saingy tsy dia mba tanisaina lava ny fitokavana, fa atao amin' ny teny vitsy miverimberina fotsiny [1.1]

Mis à jour le 2026/04/20