|
|
|
|

Entrée1  tohan-karatra
Mots élémentaires  2  tohana, karatra
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  ilazana ny hazo manohana ny haratra amin' ny tafontrano ary anambarana koa ny safeli-teny amin' ny lahateny izay misy hafetsena hoentina mandresy lahatra [1.1]
Explications en français  5  échantignole [1.13]

Anagrammes  6  nahatrotraka, tohan-karatra

Mis à jour le 2023/08/19