|
|
|
|

Entrée1  tofina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fianjera, fidona; faharary noho ny fianjerana amin' ny tany; fihetsiketsehana, fanonjanonjana, fitopatopan' ny volon-doha (raha ohatra mihazakazaka). [1.1]
Dérivés 
4  Verbes actifs :
5  Noms :
Synonymes  6  tofintofina

Anagrammes  7  fanito, fañito, fantio, fotina, tinafo, tofina

Mis à jour le 2020/07/31