|
|
|
|

Entrée1  tiorka
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Torkia: Fanoharana ny hoe "matanjaka tahaka ny Tiorka"
Mikasika an' i Torkia, an' i Torkia, na avy any Torkia: Izany Mustapha Kémal izany no nanavao sy nanatsara ny fitondram-panjakana tiorka
Vocabulaire  4  Géographie: pays, peuples

Anagrammes  5  akitro, akotri, akotry, aotrik, ikotra, itroka, karoty, kitrao, kotrai, kotria, okitra, otrika, rotika, tariko, tiorka, trioka

Mis à jour le 2025/01/21