|
|
|
|

Entrée1  tinafo
Radical  2  tafo
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Voatafo, tafoina: Efa ela ve no notinafo ity tranonareo ity ?
5  Atao tafo: Herana sa inona no notinafonareo ny tranonareo ? [1.1]
Explications en français  6  dont on a fait le toit, qu’on a couvert [1.3#642]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
Synonymes  10  voatafo

Anagrammes  11  afonti, fañito, fanito, fanoty, fantio, finato, fotani, fotany, fotina, nafoti, nitafo, notafi, tinafo, tofina, tonafy

Mis à jour le 2021/02/27