Entrée | 1 tifidalitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Lalaon' ny ankizy anehoana fahakingana amin' ny famonoan-dalitra: aforitra ny hazo na sila-bolo, asiana tady ny tapany roa hanenjana azy, ka ny bala dia vero na hazo hazonina eo amin' ny tady ny tapany; sintonina henjanina mafy ny tady, ka avotsotra tampoka, dia mitsipika teo ny bala ka mihatra ery amin' ny zavatra tifirina [Betsileo]
[1.1] |
Vocabulaire |
4 Jeu |
Mis à jour le 2020/07/31 |