Entrée | 1 tetezamita |
Mots élémentaires | 2 tetezana, mita |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] fotoana andalovana raha misy toe-javatra miova ka tsy vita avy hatrany ny fiovana fa tsy maintsy mandeha miandalandalana. Fotoana na fomba manelanelana fotoana na fomba roa izay toa tetezana mampita avy amin' ny anankiray mankamin' ny faharoa: Taorian' ny namonoan' ny sasany ny Filoham-pirenena Kolonely Ratsimandraoa, dia nisy tetezamita nitondran' antokon' olona nomena anarana hoe "directoire |
Explications en français |
5 [1.13] transition |
Analogues | 6 tetezamitatra |
Mis à jour le 2024/12/12 |