|
|
|
|

Entrée1  tetehina
Radical  2  tetika
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Didiana madinika: Teteho ny hena fa maika harotsaka
Eritreretina mialoha ary alaina ara-keviny izay mety ho fandehany: Notetehin' ny jeneraly tsara ny ady notarihiny ka resy ny fahavalo
Dinihina an-tsipiriany: Teteho tsara ny vola miditra sy mivoaka rehefa manao zavatra
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot tetehina

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21