Entrée (1/2) | 1 tete |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Rano pitiny kely mianjera mitsitaitaika ka boribory kely ny endriny (tsy fampiasa amin' izao io teny io, fa ny matoanteny mitete no entina misolo azy): Andraraho fanafody indimy mitete (fa tsy indimy tete) ity rano ity. |
Explications en français |
4 [1.13] goutte |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 10 tête |
Partie du discours | 11 nom féminin |
Explications en malgache |
12 [1.9, 1.8] loha |
Mis à jour le 2025/01/21 |