Entrée | 1 teta |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Faritra amin' ny tenan' ny olombelona eo anelanelan' ny tendron' ny fe ambony sy ny vaniana, na ny kibo malemy. (Eo amin' ny tata mazàna no mpisy ny atodintariana) |
Explications en français |
4 [1.3] aine, le bas-ventre |
Exemples |
5 Mihalehibe ny atody tarimo eo amin'ny teta. [2.424#] |
Vocabulaire |
6 Biologie |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/07 |