|
|
|
|

Entrée1  tempoly
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] [angl. temple] Trano natokana hivavahana: Nisy roa lahy niakatra hivavaka tany an-tempoly: farizianina ny iray ary poblikanina ny anankiray
Trano fiangonan' ny Protestà, mifanohitra amin' ny eglizy, ilazana ny trano fiangonan' ny Katolika
Vocabulaire  4  Religions, Croyances

Anagrammes  5  mpitelo, tempoly

Mis à jour le 2025/01/21