|
|
|
|

Entrée1  tazonina
Radical  2  tazona
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Gejaina, fihinina tsy hihetsiketsika: Tazony mafy ny tady
Tanana tsy hilefa, tsy avala handeha na hiala: Notazonin' ny polisy indray alina ilay nahina ho mpangalatra
Tazony ao an-tsainao izany anatra izany
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot tazonina

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21