|
|
|
|

Entrée (1/3)1  tavoka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fikapokapohana zavatra mba hanalana ny vovoka aminy
4  Fitsapana mba hahalalana zavatra iray izay odiana ohatra ny efa fantatra; don-tandroka. [1.1]
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes passifs :
7  Verbes relatifs :
8  Noms :
9  Adjectifs :

Entrée (2/3)10  tavoka
Partie du discours  11  nom
Explications en français  12  artifice oratoire par lequel on accable l'adversaire d'accusations fausses et soudaines [1.3]

Entrée (3/3)13  tavoka
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  Vy boribory lavalava miakatra sy midina ao anatin' ny vatan' ny paompy ka misintona mampakatra ny rano na manosika azy kosa
16  Lamba atao manodidina ilay vy boribory lavalava voalaza eo ambony [1.1]
Explications en français  17  piston [1.13]
Vocabulaire  18  Economie: mécanique

Anagrammes  19  atavok, tavoka, vatako, vatkao

Mis à jour le 2020/07/31