Entrée | 1 tavoara |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Siny kely lavalava tenda vita amin' ny vatovary izay atao fametrahandrano mangatsiaka eo ambony latabatra 4 [1.13] sinikely lava tenda vita amin'ny vatovary fampangatsiahana rano 5 [1.13] tavoahangy miendrika bola, lava tenda, ampiasaina amin'ny laboratoara |
Explications en français |
6 [1.3#689, 1.13] gargoulette 7 [1.3#689] cruchon en grès 8 [1.13] ballon |
Exemples |
9 Akana atao anaty tavoara ny rano [2.245#] 10 Ny tavoara rehetra dia feno divay [2.996] 11 Ny ranomainty vazaha dia amin' ny tavoara kely sokay [1.437#] |
Vocabulaire |
12 Chimie |
Mots composés |
|
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |