|
|
|
|

Entrée1 tavoahangy
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3Fitoeran-drano vita amin' ny tamaboho, izay lavalava boribory ny bikany ary misy tendany na vozony teritery: Tavoahangim-panafody. [1.1]
Explications en français  4bouteille. [1.13]
Exemples  5 Ny rano-mangahazo natao anaty tavoahangy koa. [2.472]
Tous les mots composés  63 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/10/08