|
|
|
|

Entrée1  tavoahangy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fitoeran-drano vita amin' ny tamaboho, izay lavalava boribory ny bikany ary misy tendany na vozony teritery: Tavoahangim-panafody
Explications en français  4  [1.13] bouteille
Exemples  5  Ny rano-mangahazo natao anaty tavoahangy koa. [2.472]
Mots composés 
Titres  9  Ambalatavoahangy (Rapatsalahy Paul)

Mis à jour le 2024/12/07