|
|
|
|

Entrée1  tapitapy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fiatoatoan' ny rano mitete na zavatra milatsaka fa tsy migororoana na migorodana; fahatongavana na fandalovana amin' ny toerana iray, ka tsy tonga indray mandeha fa ny iray na ny vitsivitsy aloha no mandalo; fiatoana, fampoelana
Dérivés 
4  Verbes actifs :
5  Verbes passifs :
6  Verbes relatifs :
7  Noms :
Synonymes  8  tsitapitapy

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21