Entrée | 1 taovany |
Radical | 2 taova |
Partie du discours | 3 nom et pronom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Izay rehetra ao anatin' ny tenan' ny biby vonoina -- ivelan' izay antsoina andavanandro hoe hena -- toy ny voany izany, ny fony, ny atiny... nefa voafaoka ao anatin' ny taovany koa ny lohany |
Vocabulaire |
5 Economie: alimentation |
Anagrammes | 6 |
Mis à jour le 2025/01/21 |