Entrée | 1 Tanosy |
Partie du discours | 2 nom propre (ethnonyme) |
Explications en malgache |
3 [1.1] 4 [Antanosy] Foko lehibebe amin' ny tendron' ny Nosy atsimo atsinanana indrindra; voalaza ho taranaky ny Arabo koa ny Antanosy, toy ny Antaimoro, fa niely tamin' ireo nosy madinika manodidina; ny tany onenany betsaka indrindra ankehitriny dia eo anelanelan' i Masihanaka sy Mandrare; renivohiny: Tolañaro |
Explications en anglais |
5 [1.2] an islander; the name of a tribe on the south-east coast. |
Explications en français |
6 [1.5] population de l'extrême sud-est de Madagascar (villes principales: Taolañaro, Manambaro, Fanjahira) 7 [1.5] 8 [Antanosy] population du sud-est de Madagascar, qui habite entre les rivières Masihanaka et Mandrare (ville principale: Tolañaro) |
Vocabulaire |
9 Histoire: clans, tribus |
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot Tanosy |
Tableaux et planches |
11 Mots du dialecte |
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |