|
|
|
|

Entrée1  tamoraina
Radical  2  tamora
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Vita moramora noho ny: Notamorain' ny famaky ny fikapana ny hazo
Atao moramora foana, tsy isahiranana, alaina na heverina ho mora: Tamorainao loatra ny fianaran' ny zanakao
Entina an-kamorana: Tamorainao ny mpianatrao
Ahem-bidy, aletsy: Raha tamoraina ny vidim-bary, ho maty antoka ny mpamboly
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Anthroponymes 

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21