|
|
|
|

Entrée 1  talelaka
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  5 Mibalelaka ary marivo aty, mivelatra be ny vavany, talesaka: Vilia talelaka [1.1]
Explications en français  6 peu profond, large, évasé, comme les assiettes, les plateaux [1.3#656]
Exemples  7  Ny lovia tsy lalina aty no atao hoe lovia talelaka, ary eto dia ny hevitra marivorivo tsy mba hevi-dalina no an-talelaka. [2.643#]
Autres orthographes  8 talesaka

Mis à jour le 2026/04/20