Entrée | 1 takontakona |
Radical | 2 takona |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en français |
4 un peu caché [1.20#29] |
Exemples |
5 Ilay rano takontakona fahiny dia niseho. [2.445#] 6 Dia niverina izy ka nitady toerana takontakona, ary niandry izay fotoana hahazoany manatona kely an-dRamagozy. [2.357#] 7 Ary fantatro moa fa ny basy amidy arivo eny amin' ny varotra mazava dia havotana roa na telo arivo aty amin' ny takontakona? [2.471#] |
Dérivés |
|
Anagrammes | 9 katonkatona, kotankotana, takontakona, tokantokana |
Mis à jour le 2023/06/03 |