|
|
|
|

Entrée1  takolahina
Radical  2  takolaka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Iafenana ao ambadiky ny zavatra iray mba hitiliana olona na hihainoana ny resany: Takolahy ao am-baravarana izy dia henoy ny resany
Roritina kely, vivitina ny takolany -- (soavaly) sintonina amin' ny lamboridy eo akaikin' ny vavany: Notakolahikoilay zaza ka mena fify tery ny anao. / Takolahy io soavaly io fa loza raha hihetsiketsika
Explications en anglais  5  [1.2] to be seized by the cheeks, as a child in order to make it open its mouth; to be held by the bridle near the mouth, as a restive horse; to be waited for at the post of a door, etc., as a person to be seized.
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21