|
|
|
|

Entrée1  takilodrano
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Aretina avy amin' ny olitry ny kakandio (bilariziozy) tafiditra amin' ny tena (raha sendra mirobo-drano misy azy fotsiny), izay mahatonga ho reraka, mivalan-drano miharo ra na mivalana misy ra, ary miteraka fivontosan' ny aty sy ny sarakaty
4  [1.13] aretina ateraky ny sokoraty
Explications en français  5  [1.13] bilharziose
Vocabulaire  6  Santé

Mis à jour le 2020/07/31