|
|
|
|

Entrée1  taketra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Kilema ara-batana hatrany an-kibon-dreny na azo tamin' ny voina na aretina nahavoa, ka tsy mety hafenina intsony: Tany an' ady no nahazoan-dRabe an' io takaitra io
4  Fahasimbana, tsiny, kilema: Misy takaitra kely lahy ity lovia porosolaina ity.
5  Homan-takaitra: mihinana zavatr' olona izay mbola tsy maintsy honerana any aoriana [1.1]
Synonymes  6  takaitra

Anagrammes  7  takatre, taketra

Mis à jour le 2022/01/28