|
|
|
|

Entrée1  tain' omby mivadika
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] fiteny fandre matetika entina mahatsiahy ny fahamarinan' ny Ntaolo fahizay. (Nilaina natao zezika ny tain' omby ka samy naka izay hitany ny olona; raha misy tain' omby nivadika kosa anefa, dia tsy nisy sahy nikasika satria fambara izany fa tain' omby efa nofandrihan' olona io)
Mots élémentaires  4  tay, omby, mivadika

Mis à jour le 2024/12/07