|
|
|
|

Entrée1  tainana
Radical  2  taina
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza izay ampirehetana afo, izany hoe izay andrahoina: Inona no ao am-patana ao, ry Bozy? Mangahazo no tainako ao, ry Nenitoa
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Synonymes  9  tainina
Mots composés 

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21