| Entrée | 1 taimanjinina |
| Partie du discours | 2 nom |
| Morphologie |
|
| Exemples |
4 Loarana amin' ny sotrobe voatavo ny taimanjinina ka atao anaty maharitrafo ambody fatana.
[2.470#44]
5 Very fotsiny re ny taimanjinina avy amin' ny fanaovan-tsiramamy, ka aleo hividianantsika lahy sy vavy eny e. [2.470#27] |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|