Entrée tahalaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Tovon-tany mamaritra ny sisin-tanimbary, mitovy amin' ny atao hoe valamparia, fefilohan-tanimbary (amin' ny Betsileo, ny tahalaka dia entina hilazana mihitsy ny vola arakaraka ny habeny, ka ny lehibe dia atao hoe: tahala-dibe, ny antonontonony tahalaka, ary ny kely kipala) [1.1]
 Fefiloha madinika na valamparihy [1.13]
Explications en français Diguette, digue [1.13]
Synonymes valamparihy

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31