|
|
|
|

Entrée1  tafontrano
Radical  2  tafo, trano
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Sarona ambony amin' ny trano mipetaka amin' ny vovonana sy ny lohatrano ary ny haratra sy ny varivariny. [1.1]
Exemples  5  Afo roa no soroniny ary bozaka no itainany katsy azo anaovana antsirambina noho ny tafontrano ivaiva ihany, bozaka ihany koa. [2.470]
Analogues  6  tafontranompanjaka
Mots composés 
Article  8  Randzavola: tafontrano ao amin' ny Baiboly (=> trano)

Mis à jour le 2022/07/30