|
|
|
|

Entrée 1  tafintohinina
Radical  2 tafintohina
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Enti-milaza ny zavatra nidonan' ny tongotra, ny olona natao izay hahatezitra na hahasorena azy tamin' ny fiteny na toetra tsy mendrika naseho azy: Notafintohininao ny zanakao tamin' ny nanaovanao io asa io [1.1]

Mis à jour le 2026/02/04