Entrée | 1 tafaresaka |
Radical | 2 resaka |
Partie du discours | 3 participe |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en français |
5 [1.3] qui a causé |
Exemples |
6 [2.356] Ary dia tafaresaka tamin'i Florence araka izany koa Mme Bonzon. 7 [2.528] Tadidinao tsara, raha tafaresaka tamin' ny Andriamanjaka isika, tsy mbola vory daholo isika Andriambaventy tamin' iny. |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |