Entrée | 1 tafahoatra |
Radical | 2 hoatra |
Partie du discours | 3 participe |
Explications en français |
4 [1.3] qui a dépassé, surpassé: Tafahoatra ny morona ny rano (L'eau a dépassé le bord) 5 [1.66] abusif |
Exemples |
6 Fifanositosehana tamin' ny fivoahana tany an-tsekoly, fiadiana siny fanondrahana, kivazivazy tafahoatra: [2.472] 7 Moa fitiavan-janaka ve ny mampihanta azy tafahoatra? [2.314] |
Anagrammes | 8 afa-tahotra, tafahoatra, tafaohatra |
Mis à jour le 2020/07/31 |