Entrée | 1 tafahitsoka |
Partie du discours | 2 participe |
Explications en malgache |
3 [1.1] Latsaka na milentika amin' ny toerana tsy ahafahana miala: Tafahitsoka ao anatin' ny fotaka ny fiara |
Explications en français |
4 [1.3#254] Qui s'est enfoncé, qui a échoué, qui est dans l'embarras: Tafahitsoka ao anatin’ ny fotaka ny kalesy (La voiture s'est enfoncée dans la boue) ~ Tafahilsoka ao anatin’ ny fasika ny sambo (Le navire s’est enfoncé, a échoué dans le sable) ~ Tafahitsoka ao anatin’ ny (ahasahiranana lehibe izy (Il s’est enfoncé dans de grands embarras) ~ Tafahitsoka amin’ izany raharaha izany izy (Il s’est enfoncé, il a échoué dans cette affaire, il est dans l’embarras au sujet de cette affaire) |
Exemples |
5 [2.245#] Tsy nahita fahasambarana fa tafahitsoka amina fahoriam-panahy tsy nandrandrainy. 6 [2.499#] Tsy te-hahita anao intsony aho, fa tafahitsoka loatra ato anatin' ny honahonan' ny fahotana! 7 [2.296#] Moa tsy tafahitsoka amin' ny fahadisoam-panantenana tsy misy hivoahana ireo mpitoky ny marina sy ny rariny sasa-niandry ny valiny eto an-tany? |
Radical | 8 hitsoka |
Anagrammes | 9 hafatotsika, tafahitsoka |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |