|
|
|
|

Entrée1  tabaina (taba)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Akorontana: Notabain' i Fara kely ny bokiko rehetra teo ambony latabatra
4  Lotoina amin' ny fitsabahana amin' ny tanana: Aza tabainareo ny rano ao am-pantsakana
5  Hanina amim-piosanosanana: Mahasosotra ny mijery ireto ankizy ireto fa tabainy ny fihinana vary
6  Tairina, tsy avala hipetrapetraka fa horakorahina: Notabain-dry zalahy ny vorona ka lasa [1.1]
Explications en anglais  7  tabatabaina [1.2]
8  to be taken by and eaten greedily from the hand [Provincial] [1.2]
Explications en français  9  Qu’on prend avec avidité et qu'on mange goulûment, qu’on salit en remuant avec la main, qu'on bouleverse, qu'on tracasse [1.3]
Exemples  10  Aza tabaina ny fihinanareo vary (Ne mangez pas goulûment votre riz) [1.3]
11  Aza tabaina ny zandrin’ ialahy izay matory (Ne tracasse pas ton cadet qui dort) [1.3]
12  notabain' ny akoho ny zavatra rehetra eto an-trano (Les poules ont tout bouleversé dans la maison [1.3]
13  Aza tabainareo ny rano eo am-pantsakana (Ne salissez pas l’eau de la fontaine en la remuant avec la main) [1.3]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
17  Impératif :

Anagrammes  18  bataina, ibatana, itabana, tabaina

Mis à jour le 2023/01/20