|
|
|
|

Entrée1  sosoa ridritra
Partie du discours  2  locution
Explications en français  3  [1.196] soupe épaisse faite avec du riz cuit à grande eau et d'autres légumes
Exemples  4  Ny fahandro ny vary dia ny ampangoro, sosoaridritra, sosoarano, sosoamisitra (rehefa manitra tsara ny vary dia dabohan-drano dia haroina), ary ny vary amin-tetikena, dia ny vary faho asian-tsakay sy sira eo am-bilany [1.437#]
Vocabulaire  5  Economie: alimentation

Mis à jour le 2024/12/07