Entrée | soratana (soratra) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Atao an-tsoratra: Soratany isan' androny laniny Ampandrenesina amin' ny taratasy: hosoratako aminy io vaovao io Foronina: Tamin' ny taona inona no nosoratan-dRabearivelo ny tononkalo hoe "Fasana faharoa" ? [1.1] | ||||||||
Explications en français | Qu’on écrit, inscrit, sur quoi on met des dessins, des marques, des lignes qu’on peint [1.3] | ||||||||
Exemples | Rehefa mamokatra taona vitsivitsy izany, dia azon' ilay nanao angatahina ho azy, ary dia soratana amin' ny kadasitra amin' ny anarany.
[2.472] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |