Entrée soratana (soratra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao an-tsoratra: Soratany isan' androny laniny
Ampandrenesina amin' ny taratasy: hosoratako aminy io vaovao io
Foronina: Tamin' ny taona inona no nosoratan-dRabearivelo ny tononkalo hoe "Fasana faharoa" ? [1.1]
Explications en français Qu’on écrit, inscrit, sur quoi on met des dessins, des marques, des lignes qu’on peint [1.3]
Exemples Rehefa mamokatra taona vitsivitsy izany, dia azon' ilay nanao angatahina ho azy, ary dia soratana amin' ny kadasitra amin' ny anarany. [2.472]
Morphologie 
Présent : soratana, soratako, soratanao, soratany, soratantsika, soratanay, soratanareo, soratan', soratan-, soratam-, sorata-
Passé : nosoratana, nosoratako, nosoratanao, nosoratany, nosoratantsika, nosoratanay, nosoratanareo, nosoratan', nosoratan-, nosoratam-, nosorata-
Futur : hosoratana, hosoratako, hosoratanao, hosoratany, hosoratantsika, hosoratanay, hosoratanareo, hosoratan', hosoratan-, hosoratam-, hosorata-
Impératif : soraty, sorato

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20