|
|
|
|

Entrée1  songona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fihoarana ny hafa mifaninana amin' ny tena; fisosohana hihoatra ny hafa; fakana toeran' olona ho an' ny tena
4  Fanomezana vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Songom-barotra [1.1]
Explications en français  5  Action d'offrir plus qu’un autre dans un marché, enchère [1.3]
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes passifs :
8  Verbes relatifs :
9  Noms :
10  Adjectifs :
Mots composés 

Anagrammes  12  asongon, nasongo, nosonga, songona

Mis à jour le 2023/09/16