Entrée | 1 sondrovaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mitelina ventin-javatra na rano, ka tsy any amin' ny lalan-kanina no alehany fa any an' orona: Sondrovaka lava izao ity zaza ity rehefa misotro rano Fiteleman-javatra toy ny voalaza etsy ambony Fampidirana zavatra, toy ny fantsika, amin' ny hazo, ka tsy mahitsy tsara fa mivilana Fivaonan' ny fitondran-tena, izany hoe tsy fanarahana lala-mahitsy |
Dérivés |
|
Analogues | 9 kofona |
Anagrammes | 10 |
Mis à jour le 2025/01/21 |