|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sondenda
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Ilazana ny olona be tarehy nefa petaka
Dérivés 
4  Verbes actifs :
5  Noms :
6  Adjectifs :

Entrée (2/2)7  sondenda
Partie du discours  8  adjectif
Explications en malgache  9  [1.1] [Merina] Anarana ilazana tandrok' omby misabaka fitsiry ary fohy
"Toy ny tandrok' omby sondenda ka ny tondromaso akaiky no tsy afako", "Tandrok' omby sondenda ha akaiky mpanondro maso": misy olona mora fantatra raha sendra manao toetra na fomba tsy mahomby
Vocabulaire  10  Economie: élevage
Synonymes  11  sondandy
Tableaux et planches  12  Formes des cornes des boeufs
Illustrations 
13  14 

Mis à jour le 2025/01/21