Entrée | 1 sompiranina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tapahina na atao mivilana: Aza sompiraninao ny resakay Avilana: Nosompiraniny ny fijeriny Asiana amin' ny fombamiolaka: Nosompiraniny tamin' ny baolina aho |
Radical | 4 sompirana |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 isompiranan, nasompirany, nisomparany, nisompirana, sompiranina |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |