|
|
|
|

Entrée1  somotra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Volo maniry eo amin' ny saoka: Lehilahy lava somotra
Explications en français  4  [1.3#627] la barbe du menton
5  [1.196] barbe de l'homme
pour les plantes : nom donné aux Lichens et autres épiphytes
Exemples  6  Manana zazalahy vao maniry somotra manko izahay ao. [2.245#]
7  Izy moa dia be volombava, lava somotra izay, ka mety ho mampahatahotra izay tsy nahalala azy. [2.356#]
Vocabulaire  8  Biologie
Dérivés 
9  Adjectifs :
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot somotra
Article  21  Randzavola: somotra ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/01/21