Entrée (1/2) | 1 sombina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] ilany kely bitika: Omeo sombiny kely amin' iny mofo iny ity zaza ity fa mahasosotra loatra ny fitomaniany |
Explications en français |
4 [1.3] une parcelle, un fragment, une miette |
Exemples |
5 Nalainay tao amin' ny Hatolotra an' iza ny Nosintsika nosoratan-dRavalison Edmond ity sombina tantara filalao ity. [2.285#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Titres | 13 Hamy : Sombintantara (Andriamangatiana Iharilanto Patrick) |
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot sombina |
Entrée (2/2) | 15 sombina |
Partie du discours | 16 adjectif |
Explications en malgache |
17 [1.1] nobangaina, nakana silany, nahasimahana: Mofo efa sombina io ka tsy tiako |
Explications en français |
18 [1.3] ébréché, dont on a enlevé un morceau |
Anagrammes | 19 |
Mis à jour le 2025/01/21 |