|
|
|
|

Entrée1  somaritaka
Radical  2  saritaka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Mifanjevo maimaika noho ny raharaha mifanosontsosona sy maro; miparitaka tampoka noho ny hatairana: Somaritaka daholo ny mpianatra fa hoe misy mpangala-jaza miafina endrika, hono [1.1]
Dérivés 
5  Verbes actifs :

Anagrammes  6  akamositra, somaritaka

Mis à jour le 2020/07/31