Entrée | 1 soirina |
Radical | 2 soitra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Alaina na hetsehina amin' ny hazo na zavatra maranidoha: Nosoirin' ny ankizy tamin' ny hazo lava ny voankazo 5 Totoin' ny omby amin' ny tandrony: Nosoirin' ny omby ilay zaza 6 Ailika, savasavana: Soirina ny lavenona mba hirehetan' ny afo tsara [1.1] |
Explications en français |
7 qu'on attise, qu'on remue, qu'on soulève; qu'on cueille avec quelquechose de pointu, que les cornes du taureau soulèvent: Nosoirin' ny omby ny mpiandry azy (Le boeuf a soulevé le bouvier avec ses cornes) [1.3] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 anisiro, soirina |
Mis à jour le 2023/01/05 |