|
|
|
|

Entrée1  soherina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Zana-dandy mbola miofo ao anatin' ny ombindandy; toetra faharoa ananan' ny landy aorian' ny maha-bibindandy azy; ny soherina dia mifono ao anaty akorany, ka "miomby" no ilazana azy amin' izay
4  [1.13] biby kely mbola hiofo ka tsy dia mihetsika loatra
Explications en français  5  [1.13] chrysalide, nymphe
Vocabulaire  6  Zoologie: invertébrés
Proverbes  7  Proverbes contenant le mot soherina

Anagrammes  8 

Mis à jour le 2025/01/21