|
|
|
|

Entrée1  sodisody
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fiverimberenana manodidina zavatra na olona imbetsaka; fahatongavana hijerijery fotsiny; fihelingelenana mba hizaha taratra; fihaodihaodiana manodidina zavatra, ka eny lavitra eny no mitazantazana sy manarangarana. [1.1#886]
Explications en français  4  réserve, action de se tenir à l'écart par honte ou par timidité, action de rôder [1.3#615]
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes passifs :
7  Verbes relatifs :
8  Noms :
9  Adjectifs :

Anagrammes  10  disodiso, sodisody

Mis à jour le 2021/06/13