|
|
|
|

Entrée1  sobika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  jereo soBIky [1.1]
Exemples  4  Nosokafan'ilay fetsy ny sobika. [2.442]
5  Nisy Ramatoa iray nibata sobika misarona nidina. [2.4]
6  sobika iray mikombom-bava mifatotra amin' ny bao no maiva-mavesatra eny an-damosiny. [2.470]
7  Natao tsy hitan' ny olona izany, gony sy sobika aza no nitaomana azy. [2.472]

Anagrammes  8  abosik, basiko, bokisa, bosika, kabosy, kisabo, kosaby, sobika

Mis à jour le 2021/10/13