|
|
|
|

Entrée1  sivily
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Ny antokon' olona tsotra, tsy miaramila na relijiozy; mikasika ny olona tsotra tsy miaramila na relijiozy: Nanao akanjo sivily ilay komandà ka saika tsy fantatro [1.1]
Exemples  4  Madiotanana sivily malagasy iray niaraka tamin' ny milisy vitsivitsy no nalefa tany hampandry tany. [2.472]
Autres orthographes  5  sivilina

Mis à jour le 2020/07/31